Hatsikana 6

 

 

Mandritra ny fianarana sekoly alahady, manontany pasitera :

- R'ankizy, araka ny fiheveranareo, aiza no misy an'Andriamanitra ?
- Andriamanitra dia any amin'ny paradisa hoy Lita
- Ato am-poko Andriamanitra hoy i Bozy
- Ao amin'ny trano fisasana no misy azy hoy i Koto !
- Fa maninona ianao r'i Koto no mihevitra fa ao anaty trano fisasana Andriamanitra ?
- Satria isa-maraina, mifoha i papanay dia makeo anolonan'ny varavaran'ny trano fisasana izy, mandona imbetsaka mafy be sady mikiakika hoe : Andriamanitra ô ! mbola ao foana ve ianao ??


 

 

- Mama a , mama a ! Nomen'ny dadan'i Lita arivo ariary aho dia nasainy nianika hazo !
- Andray, anaka ! te hijery ny kilaotinao izy fa inona koa !
- Soa ihany aho izany fa tsy nanao !

 

 


Peta sy ny Zokiny:

Zokiny: Peta! Fa maninona ianao no mikipy eto aloan'ity fitaratra ity?
Peta: Ka mijery ny paoziko rehefa matory amin'ny alina zah.


 

http://1c.img.v4.skyrock.net/1c4/humourdujour/pics/2961906487_1_7_U2oBZBDp.gif

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site