Fidirana/Accueil

http://www.e-monsite.com/fianakavianatrrf/logo1-jvbf6.jpg

Sehatrin’ny Kila tsantana trereha

Ce site est dédié à tous les descendants de Ramaroson Andrianabo et Rahely Virginie. Il a été créé pour rassembler nos souvenirs, faire connaître la famille, notre généalogie et la culture malgache.

Bienvenue aussi à ceux qui ne sont pas de la famille mais qui souhaitent mieux connaître Madagascar et sa culture.

Nous espérons que vous aurez autant de plaisir à y naviguer que nous, en le créant

 

Qui sommes-nous et pourquoi sommes-nous là ?

Notre arbre généalogique

Ce fut l’année 2010 de TRRF

    

http://grenadine.g.r.pic.centerblog.net/x3qq3kii.gif

TRRF-FRANCE Ny zanak’i Ramaroson sy Rahely

http://www.french-georgia.com/gif/bar/barre19.gif

Ravololona + Ratsimisandy

Rambahinoro (17/03/1879-21/07/1927) + Ratrimo + Rakoto Ramarosandratana

Rahanginoro Elizabeth + Randriamikatra Jean

Rahelinoro Hélène + Rabetokotany

Rasoanangaly + Rajaonary Julien

Rahajaray + Rabe Gabriel

Ramaroson Andrianaboelison  Phrame (14/11/1893-1959)

Ravelonoro Eusëb (14/08/1895 –1963) + Ramalanjaona Louis

Razainoro Hélène Françoise (9/03/1900 – 13/01/1978) + Ramaka Samuelson

Ramiandrasoa Alfred (5/03/1910 - 5/09/1975) + Razanadrainibe Marcelline

Ohabolana Malagasy Hain-teny

Ny ahiahy tsy ihavanana

Aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalakalampihavanana

Havana tsy fantatra, naman’ny tsy havana

Ataovy fihavanan-dandy, raha madilana tentenina

Havana tsy fantatra, naman’ny tsy havana

Nahita soa tamin’iza, no izaho Havana no asian-dratsy ?

Aza atao fihavanam-bato ka raha tapaka tsy azo atohy, fa atovy fihavanan-dandy ka raha madilana azo tohizana

Tsy mitady fitia mbola misy aho
Fa ny lambako lena no ahahiko
Ataovy fitia fatambary ny havanao
Zahana maraina tadiavin-kariva




http://a35.idata.over-blog.com/0/59/68/62/divers/bonne-annee-2012.gif

http://mumuland.m.u.pic.centerblog.net/94d23ee5.gif

Antananarivo





http://img526.imageshack.us/img526/9788/pointsetline5656641vb0.gif


Ny fomba latina fanoratana ny teny malagasy

Raha mbola tsy tonga ny vazaha dia tamin’ny litera arabo no nanoratana ny teny malagasy, amin’ny alalan’ny sorabe. Araka ny fantatra dia ny "Rainay any an-danitra" nataon’i mompera Nacquart ary navoakan’i Flacourt tamin’ny 1657, no sorateny malagasy voalohany natao tamin’ny teny latina. Ireo katesizy amin’ny teny malagasy dia nivoaka ny taona 1785. Raha efa betsaka aza avy eo ny boky sy taratasy nifanerasera, nataon’ny vahiny, efa vita tamin’ny teny malagasy ary nitondra ny tarehintsoratra latina, dia nanapakevitra I Radama I fa io fomba latina io no hanoratana ny teny malagasy satria hitany fa tena tsotra.

Ny Alarobia 23 Martsa 1823 no namoaka ny didy mikasika ny fanoratana ny soratra Malagasy Radama I, izay natao hoe  “abidia 1823”. Io abidia voalohany io dia anisan’ny tena tsara satria nampihatra ny fitsipiky ny Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Fonetika (Association Phonétique Internationale (API)). Maro ny miteny fa ny nahatonga an’I Radama I, nifidy an’ny litera latina dia mba tsy hiraikan’ny olo-mahay tamin’ny literatiora arabo ary dia tenim-bazaha no entina fampianarana eto Madagasikara. Nefa teo amin’ny fomba fanoratana dia tsy nifanaraka tamin’ny vahiny izy, ka noraisiny ny litera tsirairay ka nodinihany izay mety tamin’ny teny malagasy. Ny abidia noforonin’i Radama dia manana litera 21 ary tsy mampiasa ny litera c, ny q, ny w ary ny x. Nanapakevitra koa izy mba feo tokana ihany no entin’ny litera iray : ny “a” dia “a” ary ny “i” dia “i”. Ka ny zanatsoratra rehetra (a, e, i, o, u/ou, y) dia vakina amin’ny feo tokana toy ny amin’ny teny frantsay fa tsy maromaro toy ny fomba anglisy.

Fa tamin’ny 1828 anefa dia nisy fihemorana lehibe satria nampiditra fahadisoana tamin’ny fanomezana feo roa samihafa amin’ny litera tokana. Ny litera “o” lasa tononina amin’ny feo “u” indraindray, toy ny amin’ny teny anglisy ary tsindraindray koa tononina amin’ny feo “o” araka ny fanononana azy amin’ny Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena.

Ny abidy manaraka dia natao tamin’ny 1962 ary nitazona ny fahadisoana ny litera “o” ary nampiditra koa soratra vaovao hafa “ô” izay vakiana hoe “o” araka ny mahazatra eran-tany. Izany anefa dia tsy manaraka ny fitsipikin’ny Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Fonetika. Ity abidy 1962 ity dia natao koa mba hahafahana manonona ny voanteny amin’ny fiteny maro avy any anindrana ahenoana ilay feo antsoina hoe “n” an-danilany dia nampiasa ny kamban-tsoratra “gn” ohatra : Tolagnaro. Ny fomba mahazatra dia ny fomba fanoratry ry zareo española, mampiasa ny litera “ñ”antsoina hoe : n tilda.

Ny olana tamin’ny Abidy 1962 dia izy tsy afaka manoratra ny teny nindramina avy any amin’ny teny vahiny toy ny watt, bungalow, fax, taxi, cobalt, quartz, noho ny tsy fisian’ny litera  c, q, u, w ary x.

Ka mba hafahana manoratra ireo teny vahiny indrindra ny teny siantifika sy teknika dia novaina ilay abidia tamin’ny 2001, izay atao hoe “abidia vaovao 2001” izay misy litera 26 : a, b, c, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, q, r, s, t, u, v, w, x, y, z.

Nalaina araka ny Famelabelarana nataon’Atoa Andriamihaja Solonavalona tao amin’ny Akademiam-Pirenena Malagasy (22 May 2003) ary koa tao amin’ny sehatra Ny Haisoratra Malagasy sy ny Wikipedia.

http://www.e-monsite.com/photos/vdzxc47wgarwjtl0cx8x.jpg http://s1.e-monsite.com/2008/08/08/12065401antananarivo-1b-jpg.jpg http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/05/Rova_of_Antananarivo_under_reconstruction_2010.jpg/275px-Rova_of_Antananarivo_under_reconstruction_2010.jpg

Découvrez mon site de photographies

http://grenadine.g.r.pic.centerblog.net/r6jwj44m.gif

sehatra nataon’i Sylvia MR

Vous êtes le 61883ème visiteur

Créer un site gratuit avec e-monsite.com - Signaler un contenu illicite.